
Tianao ny handroso amin'ny Fiainana ?
Tianao ny handroso amin'ny Asa ?
Ny fianarana ny teny Frantsay no vahaolana amin'izany
Ny CYBRIX dia manampy hanamafy ny TRAIKEFA, afahana mivoatra sy manatsara ny fiainanana.
Fianarana na aiza na aiza : Mianatra malalaka, eny amin'ny toerana rehetra, ahitana Internet.
Fianarana na andro na alina : Mianara amin'izay fotoana rehetra izay mety aminao.
Lesona natao ho anao manokana :Azonao atao ny mifantoka amin'izay tena tianao hamafisina
Ny teny frantsay manampy amin'ny Asa sy Fiainana
Ny fianarana teny frantsay dia antoka ho an'ny hoavinao. Fahafahana hianatra sy hivoatra manokana sy matihanina, hisokatra amin'ny kolontsaina vaovao ary hiaina traikefa tsy hay hadinoina izany.
Amin'ny ASA
Ny tolotr'asa rehetra amin'izao dia mitaky fahaizana ny teny Frantsay.
Misy asa azahoana KARAMA hatramin'ny 1.000.000 Ar mihotra ary rehefa mahazo traikefa tsara.
Ny fifandraisana amin'ireo mpanjifa (clients) sy ny mpamatsy (fournisseurs) dia matetika be amin'ny teny Frantsay.
Ny fahazoana asa ambony dia hilana ny fifehezana tsara ny teny frantsay.
Misy karazany sehatra Asa toy ny Fizahatany, ny Fivarotana sy Fanafarana entana avy any ivelany. Hilaina ny fahaizana tsara ny teny Frantsay.
Amin'ny Fiainana
320 Tapitrisa ny isan'ny olona mahay miteny Frantsay era-Tany.
Raha misy fahalalana manokana tianao hianarana na ampiana, dia matetika amin'ny teny Frantsay no ahitana anazy anaty Boky, Horononan-tsary, na amin'ny Internet.
Ny fanadinana na fifaninana isan-karazany dia amin'ny teny Frantsay daholo.
Ny resaka fikarakarana taratasy ara-panjakana, sy izay mety ho fangatahana ofisialy dia matetika amin'ny teny Frantsay iany koa.
Moramora kokoa ny fikarohana sy ny fifandraisana amin'ny Internet rehefa mahafehy ny teny Frantsay.
Maro ny dingana amin'ny fihanarana ny teny Vahiny
Ny Lesona rehetra dia ahitana horonan-tsary (Vidéo) fampianarana sy fanehoana, ary ahitana iany koa Pdf na fehezan-kevitra kely nomerika afaka hianarana na aiza naiza misy anao, na amin'ny Finday (Telephone portble/ Android) na amin'ny Solosaina (Ordinateur/PC).
A1 : Fanombohana
Afahana mahatakatra sy mampiasa teny tsotra mba hamaliana ny filàna andavanandro (toy ny fampidirana teny, fangatahana).
✔ Saluer (Fiarahabana)
✔ Se présenter (Fanolorana tena)
✔ Les articles indéfinis (chose, situation en général)
✔ Verbes, Adjéctifs,
Formules de politesse

A2 : Ny Fototra
Afahana mifandray amin'ny manodidina mombany toe-javatra andavanandro, mampiasa fehezanteny tsotra sy mahazatra.
✔ Numéros cardinaux
✔Compléments d'objets
✔ Phrase éxclamative
✔ Passer composé
✔ Imparfait de l'indicatif
✔ Forme de négation
✔ Pays et Villes
✔ Phrase intérrogative

B1 : Fahaizana atonony
Afaka mahatakatra ny hevitra fototra ao anatin'ny lahatsoratra tsotra sy mahazatra ianao. Ary afaka miresaka tsotra momba ny zavatra andavanandro.
✔ Plus que parfait
✔ Cause, Coséquences
✔ Adverbes
✔ Subjonctifs, gérondifs
✔ Intérrogation directe et indirecte.
✔ Les différents registres de langue

B2 : Fahaizana za-draharaha
Mahay mahatakatra ny hevitra lehibe ao anatin'ny lahatsoratra ianao, na dia mikasika zavatra sarotra na tsy hita maso aza. Afaka mifandray toy ny olona mahazatra ianao.
✔ Discours direct, indirect
✔Comparatif, Supérlatif
✔Argumentation
✔Conditionnel
✔But
✔Figure de styles
✔Concession
✔Expréssion des sentiments

C1 : Fahaizana Tsara
Afaka mahazo karazana lahatsoratra maro, sy ireo mety ho sarotra takarina. Afaka maneho hevitra tsara sy misosa tsara, nefa tsy mikaroka be ny teny na hevitra tianao tenenina
✔ Articulateurs logiques
✔ Prises de notes
✔ Lectures globales, analytiques et sélectives
✔La synthèse de document
✔’argumentation
✔L’exposé oral ENTRETIEN
✔L’exposé oral EXPRESSION ORALE AVEC ASSURANCE

C2 : Fahalalana lalina
Mora mahazo ireo rehetra vakianao, sy ireo rehanao rehetra toy ny hira sy ny Film ohatra. Afaka maneho hevitra eo no eo iany koa ianao ary tsy miakanakana. Ary izany amin'ny fomba mazava tsara
✔ UNITÉ 1 OUTILS GRAMMATICAUX ET LEXICAUX
✔COMPRÉHENSION ET PRODUCTION ORALES
✔COMPRÉHENSION ET PRODUCTION ÉCRITES

Nos partenaires
Inscrivez-vous à notre newsletter
Machine à rythme globale
Tous droits réservés
Liens utiles
À propos de nous
Événements à venir
Artistes
Dernières actualités
Contactez-nous
Informations
Obtenez des tickets
Connexion / Inscription
Conditions générales
Confidentialité des données
Code de conduite
Contact
12 Rue de la Liberté, 75001 Paris
+33 1 23 45 67 89
+33 6 12 34 56 78
danse@exemple.com
Créé avec systeme.io